ABOUT THE SPEAKER
Candy Chang - Artist, designer, urban planner
Candy Chang creates art that prompts people to think about their secrets, wishes and hopes -- and then share them. She is a TED Senior Fellow.

Why you should listen

Candy Chang is an artist, designer, and urban planner who explores making cities more comfortable and contemplative places. She believes in the potential of introspection and collective wisdom in public space to improve our communities and help us lead better lives.

Recent projects include Before I Die, where she transformed an abandoned house in her neighborhood in New Orleans into an interactive wall for people to share their hopes and dreams -- a project The Atlantic called “one of the most creative community projects ever.” Other projects include I Wish This Was, a street art project that invites people to voice what they want in vacant storefronts, and Neighborland, an online tool that helps people self-organize and shape the development of their communities. She is a TED Senior Fellow, an Urban Innovation Fellow, and was named a “Live Your Best Life” Local Hero by Oprah magazine. By combining street art with urban planning and social activism, she has been recognized as a leader in developing new strategies for the design of our cities. She is co-founder of Civic Center, an art and design studio in New Orleans. See more at candychang.com.

Coming up: Before I Die ... the book!

More profile about the speaker
Candy Chang | Speaker | TED.com
TEDGlobal 2012

Candy Chang: Before I die I want to ...

Candy Chang: Alohan'ny hahafatesako, te-...

Filmed:
5,640,247 views

Ao amin'ny tananany ao Nouvelles-Orléans, i Candy Chang, mpanakanto sady TED Fellow dia nanova trano haolo iray ho lasa solaitra be ahafahana mamaly ilay fanontaniana hoe: « Alohan'ny hahafatesako, te- ___. » Ny valinten'ireo mpiray vodirindrina aminy dia mahagaga, mafonja ary misy mampihomehy, hany ka lasa fitaratra tsy nampoiziny. (Inona ary no valinteninao ?)
- Artist, designer, urban planner
Candy Chang creates art that prompts people to think about their secrets, wishes and hopes -- and then share them. She is a TED Senior Fellow. Full bio

Double-click the English transcript below to play the video.

00:16
There are a lot of waysfomba the people around us
0
608
3700
Ireo olona manodidina antsika
00:20
can help improvemanatsara our livesfiainana.
1
4308
2127
dia afaka manampy amin'ny fanatsarana ny fiainatsika.
00:22
We don't bumpmidona amin- into everyrehetra neighbormpiara-belona,
2
6435
1492
Tsy afaka hifanerasera amin'ireo mpifanila-bodirindrina rehetra isika,
00:23
so a lot of wisdomfahendrena never getsmahazo passedlasa on,
3
7927
2950
ka maro noho izany ny anatra tsy voampita,
00:26
thoughanefa we do shareanjara the sameihany public-bahoaka spacestoerana.
4
10877
2882
na dia samy mampiasa ireo toerana faobe ary isika.
00:29
So over the pastlasa fewvitsy yearstaona, I've triednanandrana waysfomba to shareanjara more
5
13759
3128
Nandritra ny taona maro dia nanandrana fomba ahafahana mifandray
00:32
with my neighborsmpifanolobodirindrina in public-bahoaka spacetoerana,
6
16887
2340
amin'ireo mpiray tanàna aminà toerana faobe aho,
00:35
usingmampiasa simpletsotra toolsfitaovana like stickersautocollant, stencilsstencils and chalktsaoka.
7
19227
3342
amin'ny alalan'ny peta-drindrina sy ny "pochoir" ary ny tsaoka.
00:38
And these projectstetikasa cametonga from questionsfanontaniana I had, like,
8
22569
2947
Ireo tetikasa ireo dia teraka rehefa avy nanontany tena aho hoe, toy ny hoe
00:41
how much are my neighborsmpifanolobodirindrina payingfandoavana for theirny apartmentstrano?
9
25516
3960
firy amin'ireo mpiray tanàna amiko no mandoa hofan-trano?
00:45
(LaughterNy tsikanikany) How can we lendhampindrana and borrowmindrana more things
10
29476
2925
(Hehy) Ahoana no ahafahantsika mampindrana na mindrana zavatra
00:48
withouttsy misy knockingmandondona on eachtsirairay other'sny hafa doorsvaravarana at a badratsy time?
11
32401
3825
ka tsy mandondona am-baravaran'ny hafa amin'ny fotoana tsy mety?
00:52
How can we shareanjara more of our memoriesfahatsiarovana
12
36226
2704
Ahoana no fomba hifampizarantsika ireo tsiahin'
00:54
of our abandonednandao buildingstrano,
13
38930
1865
ireo trano tsy misy mipetraka intsony,
00:56
and gaintombony a better understandingfahazavan-tsaina of our landscapetontolo?
14
40795
3558
sy mba hanomezana endrika tsara kokoa ny tanàna?
01:00
And how can we shareanjara more of our hopesfanantenana
15
44353
2342
Ary ahoana koa no hifampizarantsika fanantenana
01:02
for our vacantfoana storefrontsstorefronts, so our communitiesfiaraha-monina
16
46695
3144
ho an'ireo trano fampirantiana goana, ka ahazoan'ny besinimaro
01:05
can reflecttaratra our needszavatra ilaina and dreamsnofy todayamin'izao fotoana izao?
17
49839
4269
mitaratra ny filantsika sy ny nofintsika ankehitriny?
01:10
Now, I livevelona in NewVaovao OrleansOrleans,
18
54108
2621
Monina ao Nouvelles-Orléans aho izao,
01:12
and I am in love with NewVaovao OrleansOrleans.
19
56729
2341
ary tiako Nouvelles-Orléans.
01:14
My soulfanahy is always soothedmihamalefaka by the giantgoavam-be livevelona oakoaka treeshazo,
20
59070
4410
Milamina ery ny fanahiko mahita ireo hazo goavambe toy ny "chêne",
01:19
shadingfanasiana loko loverstia, drunksdrunks and dreamersdreamers
21
63480
2758
mampialoka ireo mpifankatia, ireo mamolava ary ireo mpanonofinofy
01:22
for hundreds-jatony of yearstaona, and I trustfahatokiana a citytanàna
22
66238
3115
efa nandritra ny zato taona izay, sady matoky kokoa ny tanàn-dehibe
01:25
that always makesmanao way for musicmozika. (LaughterNy tsikanikany)
23
69353
2542
manome lanja ny mozika aho. (Hehy)
01:27
I feel like everyrehetra time someoneolona sneezesmievina.,
24
71895
2161
Mieritreritra aho fa isaky ny misy olona mihevina,
01:29
NewVaovao OrleansOrleans has a paradematso. (LaughterNy tsikanikany)
25
74056
2813
dia misy fety ao Nouvelle-Orléans. (Hehy)
01:32
The citytanàna has some of the mostindrindra beautifultsara tarehy architecturemaritrano
26
76869
2373
Io tanàn-dehibe io no manana maritrano tsara indrindra eto an-tany,
01:35
in the worldizao tontolo izao, but it alsoihany koa has one of the highestambony indrindra amountsvola
27
79242
2233
nefa izy koa no manana trano
01:37
of abandonednandao propertiesfananana in AmericaAmerika.
28
81475
2335
haolo betsaka indrindra eto Amerika.
01:39
I livevelona nearakaiky this housetrano, and I thought about how I could
29
83810
3169
Monina eo akaikin'io trano io aho, dia nieritreritra aho hoe ahoana no ataoko
01:42
make it a nicertsara fanahy kokoa spacetoerana for my neighborhoodManodidina,
30
86979
2678
hanatsarana io toerana io mba hanome endrika ny tanàna,
01:45
and I alsoihany koa thought about something
31
89657
2103
ary koa nieritreritra zavatra hafa aho
01:47
that changedniova my life forevermandrakizay.
32
91760
4546
izay nanova ny fiainako mandrakizay.
01:52
In 2009, I lostvery someoneolona I lovedtia very much.
33
96306
4411
Tamin'ny 2009, nodimandry izay olona akaiky ahy izay.
01:56
Her nameanarana was JoanJoan, and she was a motherreny to me,
34
100717
3857
Joan no anarany, toy ny reniko no fandraisako azy,
02:00
and her deathfahafatesana was suddentampoka and unexpectedtsy nampoizina.
35
104574
4036
ary tampoka tamiko sy tsy nampoiziko ny nahafatesany.
02:07
And I thought about deathfahafatesana a lot,
36
111291
3545
Dia lasa saina momban'ny fahafatesana aho,
02:13
and
37
117251
2558
sy
02:15
this madenanao me feel deeplalina gratitudefankasitrahana for the time I've had,
38
119809
3985
ny hoe tokony hahay hisaotra noho ireo andro rehetra niainako aho,
02:19
and
39
123794
2401
ary
02:23
broughtnitondra claritymazava to the things that are meaningfulmanan-danja
40
127154
2633
nampisokatra ny saiko izany momba ny zavatra manan-danja
02:25
to my life now.
41
129787
3518
rehetra amin'ny fiainako manomboka izao.
02:30
But I struggletolona to maintainfoana this perspectivefomba fijery in my dailyisan'andro life.
42
134850
4668
Ka miady ho an'io tanjona io aho amin'ny fiainako andavanandro.
02:35
I feel like it's easymora to get caughttratra up in the day-to-dayisan'andro,
43
139518
2779
Hitako fa mora voafangoky ny fiainana isika,
02:38
and forgetmanadino what really matters-javatra to you.
44
142297
2512
ka manadino ny tena manan-danja marina.
02:40
So with help from oldantitra and newvaovao friendsnamana,
45
144809
2325
Noho izany,noho ny fanampian'ireo namana tranainy sy vaovao
02:43
I turnednitodika the sidelafiny of this abandonednandao housetrano
46
147134
2060
dia novaiko ny ilan'ilay trano io haolo ho lasa
02:45
into a giantgoavam-be chalkboardsolaitrabe and stenciledstenciled it
47
149194
2419
solaitra be ary tamin'ny "pochoir" no nandokoana
02:47
with a fill-in-the-blankfenoy na in ny banga sentencefehezanteny:
48
151613
2330
ireo fehezanteny manao hoe :
02:49
"Before I diematy, I want to ... "
49
153943
4241
« Alohan'ny hahafatesako, te-... »
02:54
So anyonena iza na iza walkingmandeha by can pickhaka up a piecetapa of chalktsaoka,
50
158184
3284
Ireo olona rehetra mandalo eo dia afaka mandray tsaoka,
02:57
reflecttaratra on theirny livesfiainana, and shareanjara theirny personalmanokana aspirationshetaheta
51
161468
2938
mieritreritra ny fiainany ary manoratra ireo hetahetany manokana
03:00
in public-bahoaka spacetoerana.
52
164406
2530
eo amin'io toerana io.
03:02
I didn't know what to expectmanantena from this experimentandrana,
53
166936
3668
Mbola tsy fantatro izay ho fivoaran'ity andrana ity,
03:06
but by the nextManaraka day, the wallrindrina was entirelytanteraka fillednofenoina out,
54
170604
2622
kanefa ny ampitso ihany dia feno tanteraka ilay rindrina,
03:09
and it keptfoana growingmitombo.
55
173226
2158
ary nitohy hatrany ny famenoana azy teo.
03:11
And I'd like to shareanjara a fewvitsy things
56
175384
1780
Hampiseho hafatra vitsivitsy
03:13
that people wrotenanoratra on this wallrindrina.
57
177164
4780
nosoratan'ny olona teo amin'io rindrina io aho.
03:17
"Before I diematy, I want to be triednanandrana for piracypiraty." (LaughterNy tsikanikany)
58
181944
9544
« Alohan'ny hahafatesaka, te-hotsaraina amin'ny asa jiolahi-tsambo aho. » (Hehy)
03:27
"Before I diematy, I want to straddlestraddle the InternationalManeran-Tany DateDaty LineTsipika."
59
191488
6318
« Alohan'ny hahafatesako, te-hanitsaka ny tsipiky ny daty iraisampirenena aho.»
03:33
"Before I diematy, I want to singmihira for millionsan-tapitrisany."
60
197806
4334
« Alohan'ny hahafatesako, hihira manoloana olona an-tapitrisany aho. »
03:38
"Before I diematy, I want to plantfototra a treehazo."
61
202140
6730
« Alohan'ny hahafatesako, tsy maintsy mamboly hazo aho. »
03:44
"Before I diematy, I want to livevelona off the gridfefy."
62
208870
4480
« Alohan'ny hahafatesako, te-hiaina tsy misy fifandraisana aho. »
03:49
"Before I diematy, I want to holdmihazona her one more time."
63
213350
6053
« Alohan'ny hahafatesako, te-hamihina azy indray mandeha farany aho. »
03:55
"Before I diematy, I want to be someone'solona iray cavalrycavalry."
64
219403
5800
« Alohan'ny hahafatesako, tsy maintsy hanavotra olona aho. »
04:01
"Before I diematy, I want to be completelytanteraka myselfny tenako."
65
225205
5561
« Alohan'ny hahafatesako, te-hijanona amin'ny maha-izaho ahy hatrany aho. »
04:09
So this neglectedtsirambina spacetoerana becamelasa a constructivemahasoa one,
66
233525
4445
Io toerana tsy misy mpiraharaha io zao lasa mampivelatra,
04:13
and people'solona hopesfanantenana and dreamsnofy
67
237970
2247
ireo fanantenana sy nofinofin'ny olona
04:16
madenanao me laughlaugh out loudmafy, tearhamiravira up,
68
240217
2435
dia nisy nampihomehy ahy, nisy nampitomany ahy,
04:18
and they consolednanambitamby me duringmandritra my ownny toughmafy timesfotoana.
69
242652
3454
ary koa nanambitamby ahy tamin'ireo fotoan-tsarotra.
04:22
It's about knowingmahalala you're not aloneirery.
70
246106
2438
Ny zava-dehibe dia ny fahalalana fa tsy irery isika.
04:24
It's about understandingfahazavan-tsaina our neighborsmpifanolobodirindrina
71
248544
1489
Ahafahana mifankafantatra tamin'ireo mpifanila-bodirindrina io
04:25
in newvaovao and enlighteningfanazavana mahaliana waysfomba.
72
250033
2304
tamin'ny fomba vaovao sy mahafinaritra.
04:28
It's about makingkevitra spacetoerana for reflectiontaratra and contemplationfandinihana,
73
252337
3286
Fanomezana toerana ny fieritreretana sy fandinihana lalina izao,
04:31
and rememberingfahatsiarovana what really matters-javatra mostindrindra to us
74
255623
2743
sy fitadidiana ireo tena manan-danja
04:34
as we growmitombo and changefiovana.
75
258366
3256
rehefa mitombo sy miova isika.
04:37
I madenanao this last yeartaona, and startednanomboka receivingmandray
76
261622
2922
Tamin'ny herintaona no nataoko io tetikasa io ary naharay
04:40
hundreds-jatony of messageshafatra from passionateliana people
77
264544
2295
hafatra an-jatony tamin'ireo olona liana
04:42
who wanted to make a wallrindrina with theirny communityfiaraha-monina,
78
266839
2441
te-hanangana rindrina toa io any amin'ny fokontaniny aho,
04:45
so my civicolom-pirenena centerfoibe colleaguesmpiara-miasa and I madenanao a toolFitaovana kitde l' evangile, and now
79
269280
3364
noho izany izaho sy ireo mpiara-miasa amiko dia nanamboatra "kit" ary
04:48
wallsrindrina have been madenanao in countriesfirenena around the worldizao tontolo izao,
80
272644
2678
ankehitriny firenena maro no efa ahitana rindrina toa io
04:51
includinganisan'izany ny KazakhstanKazakhstan, SouthAtsimo AfricaAfrika,
81
275322
5863
toy ny any Afrika Atsimo, Kazakhstan,
04:57
AustraliaAustralie,
82
281185
2616
any Aostralia,
04:59
ArgentinaArgentine and beyondmihoatra.
83
283801
2700
any Argentine sy ny maro hafa.
05:02
TogetherMiara-, we'veisika efa shownaseho how powerfulmahery our public-bahoaka spacestoerana
84
286501
2701
Isika miaraka dia afaka mampiseho fa ny toerana andalambe
05:05
can be if we're givennomena the opportunityfahafahana to have a voicefeo
85
289202
2858
dia fitaovana lehibe ahafahana maneho hevitra
05:07
and shareanjara more with one anotheriray hafa.
86
292060
3093
sy mifampizara izany amin'ny hafa.
05:13
Two of the mostindrindra valuablesarobidy things we have are time
87
297246
3454
Ireo zavatra roa sarobidy ananantsika dia ny fotoana
05:16
and our relationshipsfifandraisana with other people.
88
300700
3047
sy ny fifandraisana amin'ny hafa.
05:19
In our agetaona of increasingmitombo distractionsireo fialam-boly,
89
303747
2907
Vanimpotoana mahabetsaka ny rendrarendra izao,
05:22
it's more importantzava-dehibe than ever to find waysfomba to maintainfoana
90
306654
2876
zava-dehibe anefa ny fitazonana
05:25
perspectivefomba fijery and remembertsarovy that life is brieffohy and tendermampihetsi-po.
91
309530
4669
tanjona sy fitadidiana hatrany fa fohy ary malemy ny fiainana.
05:30
DeathFahafatesana is something that we're oftenmatetika discouragedkivy
92
314199
2189
Matahotra hiresaka momban'ny fahafatesana isika,
05:32
to talk about or even think about, but
93
316388
2074
na tsy te-hieritreritra izany mihitsy aza, kanefa
05:34
I've realizedtonga saina that preparingfanomanana for deathfahafatesana
94
318462
2596
mahatsapa aho fa ny fiomanana amin'ny fahafatesana
05:36
is one of the mostindrindra empoweringmanome hery things you can do.
95
321058
2694
dia isan'ny fandraisana andraikitra lehibe afaka ataontsika.
05:39
ThinkingNy fieritreretana about deathfahafatesana clarifiesmanazava your life.
96
323752
3590
Ny fieritreretana ny fahafatesana vao mainka manazava ny fiainana.
05:45
Our sharednizara spacestoerana can better reflecttaratra what matters-javatra to us
97
329711
2913
Ireo toerana hifandraisantsika dia ahafahana mitaratra ny zava-dehibe
05:48
as individualsolona and as a communityfiaraha-monina,
98
332624
3020
amin'ny maha-singan'olona sy amin'ny fiaraha-monina koa.
05:51
and with more waysfomba to shareanjara our hopesfanantenana, fearstahotra and storiestantara,
99
335644
3903
Misy fitaovana maro ahafahana mizara fanantenana, ahiahy ary tantara,
05:55
the people around us can not only help us
100
339547
2229
afaka manampy antsika ireo olona manodidina antsika
05:57
make better placestoerana, they can help us leadmitarika better livesfiainana.
101
341776
4436
amin'ny fanavaozana ireo toerana tsizarizary ahafahana manatsara ny fiainana.
06:02
Thank you. (ApplauseNitehaka mafy)
102
346212
2595
Misaotra indrindra. (Tehaka)
06:04
(ApplauseNitehaka mafy)
103
348807
3251
(Tehaka)
06:07
Thank you. (ApplauseNitehaka mafy)
104
352058
2757
Misaotra. (Tehaka)
06:10
(ApplauseNitehaka mafy)
105
354815
3862
(Tehaka)

▲Back to top

ABOUT THE SPEAKER
Candy Chang - Artist, designer, urban planner
Candy Chang creates art that prompts people to think about their secrets, wishes and hopes -- and then share them. She is a TED Senior Fellow.

Why you should listen

Candy Chang is an artist, designer, and urban planner who explores making cities more comfortable and contemplative places. She believes in the potential of introspection and collective wisdom in public space to improve our communities and help us lead better lives.

Recent projects include Before I Die, where she transformed an abandoned house in her neighborhood in New Orleans into an interactive wall for people to share their hopes and dreams -- a project The Atlantic called “one of the most creative community projects ever.” Other projects include I Wish This Was, a street art project that invites people to voice what they want in vacant storefronts, and Neighborland, an online tool that helps people self-organize and shape the development of their communities. She is a TED Senior Fellow, an Urban Innovation Fellow, and was named a “Live Your Best Life” Local Hero by Oprah magazine. By combining street art with urban planning and social activism, she has been recognized as a leader in developing new strategies for the design of our cities. She is co-founder of Civic Center, an art and design studio in New Orleans. See more at candychang.com.

Coming up: Before I Die ... the book!

More profile about the speaker
Candy Chang | Speaker | TED.com

Data provided by TED.

This site was created in May 2015 and the last update was on January 12, 2020. It will no longer be updated.

We are currently creating a new site called "eng.lish.video" and would be grateful if you could access it.

If you have any questions or suggestions, please feel free to write comments in your language on the contact form.

Privacy Policy

Developer's Blog

Buy Me A Coffee