ABOUT THE SPEAKER
Ludwick Marishane - Entrepreneur
Student Ludwick Marishane invented a water-less bathing lotion and was named the 2011 Global Student Entrepreneur of the Year Award -- all because he didn't feel like taking baths.

Why you should listen

One day Ludwick Marishane and his best friend were sunbathing in the sweltering heat in their native Limpopo. Marishane's friend turned to him and said, "Man, why doesn't somebody invent something that you can just put on your skin and then you don't have to bathe?" Marishane, 17 at the time, thought: Yeah, why not? It took six months of research to develop a formula for a lotion that cleanses cheaply and easily -- especially important for the 2.5 billion people worldwide who lack proper access to water and sanitation.

DryBath has the same effect as anti-bacterial cleanser, but it's odorless and creates a biodegradable film that cleanes and moisturizes the skin. Five years later, it's now available on the market. Marishane has since enrolled at the University of Cape Town in South Africa and was named the Global Student Entrepreneur of the Year in 2011.

More profile about the speaker
Ludwick Marishane | Speaker | TED.com
TED@Johannesburg

Ludwick Marishane: A bath without water

Ludwick Marishane: Mandro tsy misy rano

Filmed:
1,694,188 views

Raha iray kilometatra isan'andro no alehanao hahazoanao rano iray siny, toa ny ataon'ny olona an-tapitrisany eto an-tany, mety tsy ho lanianao handroana kosa angamba iny rano iny fa lafo vidy loatra. Mitantara ny fomba nahatongavany tamin'ny famoronany ity akora mora vidy, madio ary manamora fiainana: ny DryBath, fanosotra voalohany eto an-tany mahasolo ny fandroana, i Ludwick Marishane, mpianatra mpandraharaha vao erotrerony. Tantara mahatsikaiky ihany nefa mahavariana ihany koa.
- Entrepreneur
Student Ludwick Marishane invented a water-less bathing lotion and was named the 2011 Global Student Entrepreneur of the Year Award -- all because he didn't feel like taking baths. Full bio

Double-click the English transcript below to play the video.

00:15
So I grewnitombo up in LimpopoLimpopo, on the bordersisintany of LimpopoLimpopo
0
0
3059
Tao Limpopo no nahalehibe ahy, sisin-tany manasaraka an'i Limpopo
00:18
and MpumalangaMpumalanga, a little towntanàna calledantsoina hoe MotetemaMotetema.
1
3059
3009
sy Mpumalanga, tanàna kely iray antsoina hoe Motetema.
00:21
WaterRano and electricityherinaratra supplyfamatsiana are as unpredictableampoizina mihitsy
2
6068
2553
Tsy dia azo antoka izay ihany ny famatsian-drano sy jiro,
00:24
as the weatherWeather, and growingmitombo up in these toughmafy situationstoe-javatra,
3
8621
4269
toy ny toetrandro tsy mena-mivadika, ary ny niaina tao anatin'izany toe-javatra sarotra izany,
00:28
at the agetaona of 17, I was relaxingnanao with a couplempivady of friendsnamana
4
12890
3523
teo amin'ny faha-17 taona, niara-nanala azy tamina namana maromaro aho,
00:32
of minemine in winterririnina, and we were sunbathingsunbathing.
5
16413
2546
ririnina ny andro tamin'izay, nitaninandro izahay.
00:34
The LimpopoLimpopo sunmasoandro getsmahazo really hotmafana in winterririnina.
6
18959
3189
Mahamay be ny masoandro any Limpopo rehefa ririnina.
00:38
So as we were sunbathingsunbathing, my besttsara indrindra friendnamana nextManaraka to me sayshoy i,
7
22148
3184
Teo am-pitanihana andro dia niteny tamiko ilay namako teo akaikiko.
00:41
"Man, why doesn't somebodyolona inventmamorona something that you can
8
25332
3049
"O lety e, tokony mba misy olona mamorona zavatra
00:44
just put on your skinhoditra and then you don't have to bathemandro?"
9
28381
3734
ahosotra amin'ny hoditra l'ty dia tsy mila mandro intsony a!"
00:48
And I satSat, and I was like, "Man, I would buymividy that, eheh?"
10
32115
3911
Nipetraka aho ary namaly hoe: "tonga dia vidiako be raha misy an'izany!"
00:51
So I wentnandeha home, and I did a little researchfikarohana,
11
36026
3535
Nody aho rehefa avy eo, ary nanao fikarohana kely,
00:55
and I foundhita some very shockingmanafintohina statisticsantontan'isa.
12
39561
3432
ary nahita ireto antontan'isa nanaitra ireto.
00:58
Over 2.5 billionlavitrisa people in the worldizao tontolo izao todayamin'izao fotoana izao
13
42993
3017
Ankehitriny dia maherin'ny 2,5 lavitrisa ny olona eto an-tany
01:01
do not have propermarina accessfidirana to waterrano and sanitationfanadiovana.
14
46010
3001
no tsy manana rano madio sy fidiovana manara-penitra.
01:04
FourEfatra hundred-jato and fiftydimam-polo milliontapitrisa of them are in AfricaAfrika,
15
49011
2123
450 tapitrisa amin'ireo no any Afrika,
01:07
and fivedimy milliontapitrisa of them are in SouthAtsimo AfricaAfrika.
16
51134
2767
ary 5 tapitrisa amin'izany ao Afrika Atsimo.
01:09
VariousKarazany diseasesaretina thrivemiroborobo in this environmenttontolo iainana,
17
53901
2540
Betsaka ireo aretina miroborobo ao anatin'ny tontolo toa izany,
01:12
the mostindrindra drasticeo of whichizay is calledantsoina hoe trachomatrachoma.
18
56441
3347
ny tena mampivarahontsana amin'ireo dia ny "trachome".
01:15
TrachomaTrachoma is an infectionaretina of the eyemaso duenoho to dirtvovoka
19
59788
2801
Aretin'ny maso vokatry ny loto
01:18
gettingmahazo into your eyemaso. MultipleMaro infectionsaretina of trachomatrachoma
20
62589
3309
mankany amin'ny maso izy io. Mety miteraka
01:21
can leavemiala you permanentlymaharitra blindjamba.
21
65898
2684
fahajambana tanteraka ny Trachome raha mihombo be loatra.
01:24
The diseasearetina leavesravina eightvalo milliontapitrisa people permanentlymaharitra blindjamba
22
68582
3733
8 tapitrisa ny olona efa jamban'ny trachome
01:28
eachtsirairay and everyrehetra yeartaona. The shockingmanafintohina partanjara about it
23
72315
2745
isan-taona. Ny tena mampivarahontsana amin'ilay izy
01:30
is that to avoidtsy beingsatria infectedaretina with trachomatrachoma,
24
75060
2697
dia zavatra tsotra kely toy ny
01:33
all you have to do is washWash your faceface:
25
77757
1873
fanasàna tarehy no hany fisorohana ny "trachome":
01:35
no medicinefanafody, no pillslevitra, no injectionsnanindrona ireo fanafody.
26
79630
2813
tsy mila fanafody na tsindrona.
01:38
So after seeingmahita these shockingmanafintohina statisticsantontan'isa, I thought to myselfny tenako,
27
82443
2903
Rehefa nahita ireo antontan'isa ireo aho, dia nieritreritra,
01:41
"Okay, even if I'm not just doing it for myselfny tenako
28
85346
2352
"Na dia hoe tsy ho ahy aza,
01:43
and the factzava-misy that I don't want to bathemandro, I at leastkely indrindra need
29
87698
2713
sy ny hoe izaho tsy tia mandro, farafaharatsiny mba tokony hanao zavatra aho
01:46
to do it to try to saveafa-tsy the worldizao tontolo izao." (LaughterNy tsikanikany)
30
90411
2640
hanavotana an'izao tontolo izao." (Hehy)
01:48
So with my trustytrusty little steedsteed, my NokiaNokia 6234 cellsela phonetelefaonina --
31
93051
4953
Nampiasaiko ny Nokia 6234-ko--
01:53
I didn't have a laptoplaptop, I didn't have InternetInternet much,
32
98004
2855
Tsy nanana solosaina portable aho, tsy dia mbola afaka nigalabona tamin'ny aterineto ihany koa,
01:56
exceptafa-tsy for the 20-rand-an-hour-rand---ora InternetInternet cafecafé
33
100859
2945
ankoatran'ilay cybercafé andoavana 20 rand isan'ora eo an-tanàna--
01:59
I did researchfikarohana on WikipediaWikipedia, on GoogleGoogle, about lotionslotions,
34
103804
3041
nanao fikarohana tamin'ny Wikipedia, Google aho momba ireo fanafody ahosotra,
02:02
creamscreams, the compositionscompositions, the meltingmpandrendrika pointshevitra, the toxicitiestoxicities --
35
106845
3737
herotra fanosotra, ireo taharo, ny mari-pàna mampitsonika azy, ny heriny sy ny loza mety aterany--
02:06
I did highavo schoolam-pianarana sciencesiansa --
36
110582
1528
Nianatra siansa aho teny amin'ny Anjerimanontolo--
02:08
and I wrotenanoratra down a little formularaikipohy on a piecetapa of papertaratasy,
37
112110
3738
ary namorona raikipohy (formule) kely, nataoko an-taratasy,
02:11
and it lookednijery like the KFCKFC specialmanokana spicezava-manitra, you know?
38
115848
3372
ary toy ila sakay kely mampiavaka ny akoho nendasina KFC ilay izy, azonareo angamba ny tiako hambara.
02:15
So I was like, okay, so we'veisika efa got the formularaikipohy readyvonona.
39
119220
2489
Vonona ity ny "formule".
02:17
Now we need to get this thing into practicefampiharana.
40
121709
2749
Mila fampiharana sisa.
02:20
FastMifady hanina forwardhandroso fourefatra yearstaona latertaty aoriana, after havingmanana writtenvoasoratra
41
124458
3996
Efatra taona taty aoriana, rehefa vita ny drafitra tetikasa
02:24
a 40-page-pejy businessraharaham-barotra plandrafitra on the cellsela phonetelefaonina,
42
128454
2584
40 pejy natao tamin'ny finday,
02:26
havingmanana writtenvoasoratra my patentpatanty on the cellsela phonetelefaonina,
43
131038
2099
vita koa ny brevet,
02:29
I'm the youngestfaralahy patent-holdermpihazona ny patent in the countryfirenena,
44
133137
2693
izaho no zandriny indrindra amin'ireo manana brevet d'invention ao amin'ny firenena,
02:31
and — ("No more bathingnampiasa fandroana!") —
45
135830
2901
ary--("Tsy mila mandro intsony!")--
02:34
I can't say any more than that. (LaughterNy tsikanikany)
46
138731
2605
Izany ihany no azoko lazaina. (Hehy)
02:37
I had inventednamorona DryBathDryBath, the world'smanerana izao tontolo izao first
47
141336
3742
Namorona ny DryBath aho, fanosotra voalohany eto an-tany
02:40
bath-substitutingfanoloana ny vata lotionnanosotra menaka manitra.
48
145078
2786
mahasolo ny fandroana amin'ny rano.
02:43
You literallyara-bakiteny put it on your skinhoditra, and you don't have to bathemandro.
49
147864
4333
Ahosotra amin'y hoditra izy io, dia tsy mila mandro intsony avy eo.
02:48
(LaughterNy tsikanikany)
50
152197
4385
(Hehy)
02:52
So after havingmanana triednanandrana to make it work in highavo schoolam-pianarana
51
156582
2689
Rehefa nezahana izay nampety azy teny amin'ny Anjerimanontolo,
02:55
with the limitedvoafetra resourcesloharanon-karena I had, I wentnandeha to universityanjerimanontolo,
52
159271
3517
niaraka tamin'ny enti-manana kely nananana, dia niakatra fianarana ambony aho,
02:58
metnihaona a fewvitsy people, got it into practicefampiharana,
53
162788
2703
nahafantatra olona vitsivitsy, nampihatra azy,
03:01
and we have a fullyfeno functioningfampandehanana productvokatra that's readyvonona
54
165491
3052
ary niafarany dia nahavita ity vokatra mahomby
03:04
to go to the markettsena. It's actuallyraha ny marina availablemisy on the markettsena.
55
168543
2797
izay vonona ny hamidy eny an-tsena. Efa azo vidiana eny amin'ny tsena io izao.
03:07
So we learnednianatra a fewvitsy lessonslesona in commercializingcommercializing
56
171340
2926
Betsaka ireo lesona azo tamin'ny fivarotana
03:10
and makingkevitra DryBathDryBath availablemisy.
57
174266
2427
sy famatsiana ny DryBath.
03:12
One of the things we learnednianatra was that poormahantra communitiesfiaraha-monina
58
176693
2356
Ny iray tamin'ireo dia ny olona avy amin'ny fiaraha-monina sahirana
03:14
don't buymividy productsentana in bulkampahany.
59
179049
2260
dia tsy mividy vokatra ambongadiny.
03:17
They buymividy productsentana on demandfangatahana. A personolona in AlexAlex
60
181309
2477
Mividy an-tsinjarany no ataony. Ny olona any Alex dia tsy mividy sigara
03:19
doesn't buymividy a boxboaty of cigarettessigara. They buymividy one cigarettesigara
61
183786
2394
amin'ny fonosany. Sigara iray no vidiany
03:22
eachtsirairay day, even thoughanefa it's more expensivelafo.
62
186180
2410
isan'andro, na dia lafolafo kokoa ary izany.
03:24
So we packagedvoafono DryBathDryBath in these innovativezava-baovao little sachetssachets.
63
188590
2646
Noho izany dia natao tamin'ny fonosany madinika ny DryBath.
03:27
You just snapanatn'ny them in halfantsasany, and you squeezefamihinana it out.
64
191236
2890
Tatahana ilay fonosany dia potserina hivoaka ny ao anatiny.
03:30
And the coolmangatsiatsiaka partanjara is, one sachetsachet substitutessolononon-dreny. one bathvata
65
194126
3687
ary ny milay aminilay izy, dia ny iray fonosana dia mahasolo fandroana iray
03:33
for fivedimy randrand.
66
197813
2210
ary andoavana 5 rand.
03:35
After creatingfamoronana that modelmodely, we alsoihany koa learnednianatra a lot
67
200023
2692
Rehefa vita io modely io, dia betsaka koa ireo lesona azo
03:38
in termsAnarana iombonana of implementingfampiharana the productvokatra.
68
202715
1741
momba ny famatsina ilay vokatra.
03:40
We realizedtonga saina that even richmanan-karena kidsankizy from the suburbstany manodidina azy
69
204456
2318
Hitanay fa na ireo zanaky ny mpanana avy any amin'ny sisin-tanàna aza
03:42
really want DryBathDryBath. (LaughterNy tsikanikany)
70
206774
2188
dia nila ny DryBath. (Hehy)
03:44
At leastkely indrindra onceindray mandeha a weekherinandro.
71
208962
2183
Na dia hoe indray mandeha isan-kerinandro fotsiny aza.
03:47
AnywayIhany, we realizedtonga saina that we could saveafa-tsy 80 milliontapitrisa literslitatra
72
211145
2612
Na dia izany aza, tsapanay fa afaka mitsitsy rano 80 tapitrisa litatra izahay
03:49
of waterrano on averageeo ho eo eachtsirairay time they skippednandingana a bathvata,
73
213757
3131
isaky ny tsy mampiasa rano handroana ny olona
03:52
and alsoihany koa we would saveafa-tsy two hoursora a day for kidsankizy
74
216888
2935
ary ora roa isan'andro ihany koa no tombony azon'ny ankizy
03:55
who are in ruralambanivohitra areasfaritra, two hoursora more for schoolam-pianarana,
75
219823
3066
any amin'ireo faritra mbanivolo, mitombo adiny roa izany ny ora any an-tsekoly,
03:58
two hoursora more for homeworkenti-mody,
76
222889
1784
adiny roa fanampiny hanaovana enti-mody,
04:00
two hoursora more to just be a kidzanak'osy.
77
224673
2848
ary adiny roa tsotra izao hilalaovany amin'ny maha-zaza azy.
04:03
After seeingmahita that globalmaneran- impactfiantraikany, we narrowednarrowed it down
78
227521
2647
Rehefa hita ireo vokany isan-karazany ireo dia natao
04:06
to our keymanan-danja valuezava-dehibe propositionkevitra,
79
230168
2364
izay hifantohany amin'ny hevi-dehibe ijoroany,
04:08
whichizay was cleanlinessfahadiovana and conveniencenankatoavin'.
80
232532
2243
dia ny fahadiovana sy ny fanamorana ny fiainana.
04:10
DryBathDryBath is a richmanan-karena man'solona conveniencenankatoavin'
81
234775
2632
Manamora ny fiainan'ny mpanana ny DryBath
04:13
and a poormahantra man'solona lifesavermpamonjy.
82
237407
2370
ary mamonjy ny sahirana ihany koa.
04:15
HavingFananana put the productvokatra into practicefampiharana, we are actuallyraha ny marina now
83
239777
3472
Rehefa vita ny fampiharana rehetra,
04:19
on the vergesaika of sellingfivarotana the productvokatra
84
243249
2044
dia eo an-dàlana hivarota azy
04:21
ontoteo a multinationaliraisam-pirenena to take it to the retailantsinjarany markettsena,
85
245293
3113
amina orinsa lehibe maneran-tany iray izahay hivarotra azy amin'ny mpaninjara,
04:24
and one questionfanontaniana I have for the audiencempihaino todayamin'izao fotoana izao is,
86
248406
3525
ary fanontaniako aminareo androany dia ny hoe,
04:27
on the gravelny vovo-pasika roadslalana of LimpopoLimpopo,
87
251931
2273
Avy amin'ireo làlana vatovato any Limpopo,
04:30
with an allowancehamoram of 50 randrand a weekherinandro,
88
254204
3349
50r and isan-kerinandro no vatsy,
04:33
I cametonga up with a way for the worldizao tontolo izao not to bathemandro.
89
257553
3822
Into aho ankehitriny nahita fomba iray hialàna amin'ny fandroana.
04:37
What's stoppingnijanona you? (ApplauseNitehaka mafy)
90
261375
2708
Inona no manakana anareo? (Tehaka)
04:39
I'm not donevita yetnefa. I'm not donevita yetnefa.
91
264083
2946
Mbola tsy vita.Mbola tsy vita.
04:42
And anotheriray hafa keymanan-danja thing that I learnednianatra a lot
92
267029
3065
Ary ny lesona lehibe iray ihany koa
04:45
throughoutmanerana this wholemanontolo processdingana,
93
270094
1348
nadritra io tantara rehetra io,
04:47
last yeartaona GoogleGoogle namedatao hoe me as one of the brightestmamiratra youngtanora mindsny saina in the worldizao tontolo izao.
94
271442
4085
dia voahosotry Google ho anisan'ireo saina mahiratra indrindra eto an-tany aho.
04:51
I'm alsoihany koa currentlyamin'izao fotoana izao the besttsara indrindra studentmpianatra entrepreneurfanatontana
95
275527
2869
Izaho ihany koa no mpianatra sady mpandraharaha mahay indrindra
04:54
in the worldizao tontolo izao, the first AfricanAfrikana to get that accoladeaccolade,
96
278396
2756
eto an-tany, Afrikanina voalohany nahazo izay fankasitrahana izay
04:57
and one thing that really puzzlespiozila me is, I did all of this
97
281152
4995
ary ny zavatra tena mba nahagaga ahy
05:02
just because I didn't want to bathemandro. Thank you.
98
286147
3636
dia ny tsy fitiavako mandro no nahavitako an'izany rehetra izany. Misaotra tompoko.
05:05
(ApplauseNitehaka mafy.)
99
289783
2182
(Tehaka.)

▲Back to top

ABOUT THE SPEAKER
Ludwick Marishane - Entrepreneur
Student Ludwick Marishane invented a water-less bathing lotion and was named the 2011 Global Student Entrepreneur of the Year Award -- all because he didn't feel like taking baths.

Why you should listen

One day Ludwick Marishane and his best friend were sunbathing in the sweltering heat in their native Limpopo. Marishane's friend turned to him and said, "Man, why doesn't somebody invent something that you can just put on your skin and then you don't have to bathe?" Marishane, 17 at the time, thought: Yeah, why not? It took six months of research to develop a formula for a lotion that cleanses cheaply and easily -- especially important for the 2.5 billion people worldwide who lack proper access to water and sanitation.

DryBath has the same effect as anti-bacterial cleanser, but it's odorless and creates a biodegradable film that cleanes and moisturizes the skin. Five years later, it's now available on the market. Marishane has since enrolled at the University of Cape Town in South Africa and was named the Global Student Entrepreneur of the Year in 2011.

More profile about the speaker
Ludwick Marishane | Speaker | TED.com

Data provided by TED.

This site was created in May 2015 and the last update was on January 12, 2020. It will no longer be updated.

We are currently creating a new site called "eng.lish.video" and would be grateful if you could access it.

If you have any questions or suggestions, please feel free to write comments in your language on the contact form.

Privacy Policy

Developer's Blog

Buy Me A Coffee